Luke 17:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy roa vavy miara-mitoto vary; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny olona roa vavy miara-manodina fikosohan-dafarina, ny iray horaisina ary ny iray havela; ary amin’ny olona roa lahy izay eny an-tsaha, ny iray horaisina ary ny iray havela.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hisy roa vavy miara-mikoso-bary: ka ny iray halaina, ny iray havela; [
Malagasy Bible 1865
Hisy roa vavy miara-mitoto vary; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy roa vavy miara-mitoto vary; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela,
malagasy
Hisy roa vavy miara-mitoto vary; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.