Luke 17:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy roa lahy any an-tsaha; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly izy ireo ka nanao taminy hoe: «Ho aiza Tompoko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hisy roa lahy tafaraka eny an-tsaha: ka ny iray halaina, ny iray havela.]
Malagasy Bible 1865
Dia namaly izy ireo ka nanao taminy hoe: Aiza, Tompoko? Ary hoy Izy taminy: Izay itoeran'ny faty, dia any koa no hiangonan'ny voromahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy roa lahy any an-tsaha; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.
malagasy
[ Ampio hoe: Hisy roa lahy any an-tsaha; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela]Dia namaly izy ireo ka nanao taminy hoe: Aiza, Tompoko? Ary hoy Izy taminy: Izay itoeran'ny faty, dia any koa no hiangonan'ny voromahery.