Luke 17:37 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany Azy izy ireo hoe: Aiza, Tompoko? Ary hoy Izy taminy: Izay itoeran’ny faty dia any koa no hiangonan’ny voromahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Amin’izay hitoeran’ny faty no hiangonan’ny voromahery.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontanian’ny mpianany i Jesoa ka nataony hoe: –Aiza moa, ry Tompo, no hitrangan’izany? Ka novaliany hoe: –Izay misy ny faty no hifamotoanan’ny voromahery!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany Azy izy ireo hoe: Aiza, Tompoko? Ary hoy Izy taminy: Izay itoeran’ny faty dia any koa no hiangonan’ny voromahery.
malagasy
Dia namaly izy ireo ka nanao taminy hoe: Aiza, Tompoko? Ary hoy Izy taminy: Izay itoeran'ny faty, dia any koa no hiangonan'ny voromahery.