Luke 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny Apostoly tamin’ny Tompo: Ampitomboy ny finoanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny Apôstôly tamin’ny Tompo, «Ampitomboy ny finoanay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny apôstôly tamin’ny Tompo: –Mba ampitomboy ny finoanay!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Apostoly tamin'ny Tompo: Ampitomboy ny finoanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny Apostoly tamin’ny Tompo: Ampitomboy ny finoanay.
malagasy
Ary hoy ny Apostoly tamin'ny Tompo: Ampitomboy ny finoanay.