Luke 17:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny Tompo: Raha manana finoana na dia ohatry ny voantsinapy iray aza ianareo dia azonareo lazaina amin’io voaroihazo io hoe: Miongota, ary maniria any anatin’ny ranomasina, dia hanaiky anareo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny Tompo: «Raha manam-pinoana ohatra ny voan-tsinapy iray ianareo, dia mahazo milaza amin’io voaroihazo io hoe: ‹Miongòta, ka mifindrà any anatin’ny ranomasina›, dia hanaiky anareo izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’ny Tompo hoe: –Raha manam-pinoana hoatra ny voan-tsinapy ianareo dia ho afa-milaza amin’ity voaroihazo ity hoe: «Miongota, ary aoka haniry any an-dranomasina»; dia hanoa anareo izy.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny Tompo: Raha manana finoana na dia hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo, dia azonareo lazaina amin'io vorihazo io hoe: Miongota, ary aoka hambolena ao anatin'ny ranomasina, dia hanaiky anareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny Tompo: Raha manana finoana na dia ohatry ny voantsinapy iray aza ianareo dia azonareo lazaina amin’io voaroihazo io hoe: Miongota, ary maniria any anatin’ny ranomasina, dia hanaiky anareo izy.
malagasy