Luke 17:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany na miandry ondry, koa raha tonga avy tany an-tsaha ilay mpanompo dia hiteny aminy hoe: Avia haingana ka mipetraha hisakafo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany na miandry ondry avy any an-tsaha no mba hilaza aminy hoe: ‹Metia faingana, ary mipetraha hihinana›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aoka hatao hoe misy aminareo manana mpanompo, mpiasa tany na mpiandry biby fiompy. Raha mody avy any an-tsaha ve ilay mpanompo, dia hilazana hoe: «Avia faingana hisakafo»?
Malagasy Bible 1865
Ary iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany, na miandry ondry, ka raha tonga avy tany an-tsaha ilay mpanompo, dia hanao aminy hoe: Avia faingana, ka mipetraha hihinana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany na miandry ondry, koa raha tonga avy tany an-tsaha ilay mpanompo dia hiteny aminy hoe: Avia haingana ka mipetraha hisakafo?
malagasy
Ary iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany, na miandry ondry, ka raha tonga avy tany an-tsaha ilay mpanompo, dia hanao aminy hoe: Avia faingana, ka mipetraha hihinana?