Luke 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa misaotra izany mpanompo izany va izy satria nataony izay nampanaoviny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary moa misaotra izany mpanompo izany akory va izy, satria nanao izay nasainy nataony io?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankasitrahina ve ilay mpanompo, rehefa vitany izay nasaina hataony? Tsia!
Malagasy Bible 1865
Moa misaotra izany mpanompo izany va izy, satria nataony izay nandidiany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa misaotra izany mpanompo izany va izy satria nataony izay nampanaoviny?
malagasy
Moa misaotra izany mpanompo izany va izy, satria nataony izay nandidiany?