Luke 18:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza fanoharana tamin’izy ireo Jesosy, ny amin’ny tokony hivavahany mandrakariva ka tsy ho reraka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao fanoharana tamin’izy ireo koa Izy, momba ny tsy maintsy ivavahana lalandava sy amim-paharetana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaovan’i Jesoa fanoharana avy eo ny mpianany hanehoana fa tsy maintsy mivavaka lalandava, ka tsy tokony ho kivy na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza fanoharana tamin’izy ireo Jesosy, ny amin’ny tokony hivavahany mandrakariva ka tsy ho reraka,
malagasy
Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka,