Luke 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy roa lahy niakatra tao amin’ny tempoly mba hivavaka; Fariseo ny iray ary mpamory hetra ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-Tempoly: Farisianina ny iray ary Poblikanina ny anankiray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Nisy olona roa lahy niakatra hivavaka teo an- kianjan’ny tempoly: ny anankiray Farisianina ary ny anankiray mpamory hetra.
Malagasy Bible 1865
Nisy roa lahy niakatra teo an-kianjan'ny tempoly hivavaka, ny anankiray Fariseo, ary ny anankiray mpamory hetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy roa lahy niakatra tao amin’ny tempoly mba hivavaka; Fariseo* ny iray ary mpamory hetra ny iray.
malagasy
Nisy roa lahy niakatra teo an-kianjan'ny tempoly hivavaka, ny anankiray Fariseo, ary ny anankiray mpamory hetra.