Luke 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifady hanina indroa isan-kerinandro aho; mandoa ny ampahafolony amin’izay azoko rehetra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mifady hanina indroa isan-kerinandro aho, ary mandoa ny ampahafolon’ny fananako rehetra.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifady hanina indroa isan-kerinandro aho ary manolotra ny ampahafolon’izay azoko rehetra.»
Malagasy Bible 1865
Mifady indroa isan-kerinandro aho; mandoa ny fahafolon-karena amin'izay azoko rehetra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifady hanina indroa isan-kerinandro aho; mandoa ny ampahafolony amin’izay azoko rehetra aho.
malagasy
Mifady indroa isan-kerinandro aho; mandoa ny fahafolon-karena amin'izay azoko rehetra aho.