Luke 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany rehefa nody tany an-tranony dia efa nohamarinina, fa tsy mba toy izany ilay iray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry ary izay rehetra manetry tena no hasandratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko aminareo fa ity no nidina efa nohamarinina, tany an-tranony, fa tsy ilay anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazaiko aminareo: ity faharoa ity, fa tsy ilay voalohany, no nahazo fahamarinana avy tamin’Andriamanitra nony nody. Satria izay rehetra manandra-tena, dia haetrin’Andriamanitra; fa izay manetry tena, dia hasandratr’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra.