Luke 18:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy nitondra zazakely koa ho eo amin’i Jesosy mba hokasihiny; fa raha vao nahita izany ny mpianatra dia nandrara azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy koa olona nitondra zazakely ho eo aminy mba hametrahany tanana: fa nony nahita izany ny mpianatra dia niteny azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ny zazakely mbola trotroina aza dia nentin’ny olona teo amin’i Jesoa mba hametrahany tanana. Hitan’ny mpianatra ireto olona ireto ka noteneniny mafy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nitondra zazakely koa ho eo amin'i Jesosy mba hotendreny; fa raha vao nahita izany ny mpianatra, dia nandrara azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy nitondra zazakely koa ho eo amin’i Jesosy mba hokasihiny; fa raha vao nahita izany ny mpianatra dia nandrara azy ireo.
malagasy
Ary nisy nitondra zazakely koa ho eo amin'i Jesosy mba hotendreny; fa raha vao nahita izany ny mpianatra, dia nandrara azy.