Luke 18:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nasain’i Jesosy noentina teo Aminy ireo ary hoy Izy hoe: Avelao ny zaza hanatona Ahy ary aza rarana; fa an’ny toa azy ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa nantsoin’i Jesoa hankeo aminy kosa ireo ka nataony hoe: «Avelao hanatona Ahy ny zazakely, ary aza sakanana izy, fa ny toa azy no hanana ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa dia nasain’i Jesoa ho entina eo aminy ny zazakely sady hoy izy hoe: –Avelao ny zazakely hanatona Ahy ary aza raràna, satria an’ny toa azy ireny ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy niantso ireo hankeo aminy ka nanao hoe: Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nasain’i Jesosy noentina teo Aminy ireo ary hoy Izy hoe: Avelao ny zaza hanatona Ahy ary aza rarana; fa an’ny toa azy ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Fa Jesosy niantso ireo hankeo aminy ka nanao hoe: Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra.