Luke 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan’Andriamanitra tahaka ny zaza dia tsy ho tafiditra ao aminy velively.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina aminareo, fa izay tsy handray ny fanjakan’Andriamanitra tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra any akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa na iza na iza tsy mandray ny Fanjakàn’Andriamanitra toy ny andraisan’ny zazakely azy, dia tsy ho tafiditra ao.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no ny handray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan’Andriamanitra tahaka ny zaza dia tsy ho tafiditra ao aminy velively.
malagasy
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no ny handray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory.