Luke 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy Izy: Nisy mpitsara tao an-tanàna iray, izay tsy natahotra an’Andriamanitra sady tsy niraharaha olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Izy: «Tany amin’ny tanàna anankiray nisy mpitsara anankiray tsy natahotra an’Andriamanitra sy tsy menamaso olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy Izy hoe: –Nisy mpitsara tsy nanan-tahotra an’Andriamanitra na hena-maso olona tao an-tanàna anankiray izay.
Malagasy Bible 1865
dia nanao hoe: Nisy mpitsara tao an-tanàna anankiray, izay tsy natahotra an'Andriamanitra, na mena-maso olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy Izy: Nisy mpitsara tao an-tanàna iray, izay tsy natahotra an’Andriamanitra sady tsy niraharaha olona.
malagasy
dia nanao hoe: Nisy mpitsara tao an-tanàna anankiray, izay tsy natahotra an'Andriamanitra, na mena-maso olona.