Luke 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrao ny didy hoe: «Aza mijangajanga, aza mamono olona, aza mangalatra, aza mety ho vavolombelona mandainga, manajà ny rainao sy ny reninao» (Eks 20.12-16).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrao ny didy hoe: ‹Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza miampanga lainga, manajà ny rainao aman-dreninao.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrao ny didy hoe: «Aza maka vadin’olona; aza mamono olona; aza mangalatra; aza manao vavolombelona tsy marina; hajao ny rainao sy ny reninao!»
Malagasy Bible 1865
Fantatrao ny didy hoe: Aza mijangajanga, Aza mamono olona, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20. 12-16).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrao ny didy hoe: «Aza mijangajanga, aza mamono olona, aza mangalatra, aza mety ho vavolombelona mandainga, manajà ny rainao sy ny reninao» (Eks 20.12-16).
malagasy
Fantatrao ny didy hoe: Aza mijangajanga, Aza mamono olona, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20. 12-16).