Luke 18:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy kosa izy: Izany rehetra izany dia efa notandremako hatry ny fony aho mbola kely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Efa nitandrina izany rehetra izany hatry ny fony kely aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay manampahefana hoe: –Izany rehetra izany dia efa voatandriko hatramin’ny fahatanorako!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa izy: Izany rehetra izany dia efa notandremako hatry ny fony aho mbola kely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy kosa izy: Izany rehetra izany dia efa notandremako hatry ny fony aho mbola kely.
malagasy