Luke 18:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nandre izany Ralehilahy dia nalahelo tokoa; tena nanankarena mantsy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony nandre izany teny izany izy, dia nanjonitra, satria mpanan-karen-doatra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nandre izany kosa ralehilahy, dia nanjary nalahelo erỳ, satria tena mpanankarena izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandre izany ralehilahy, dia nalahelo loatra; fa nanan-karena dia nanan-karena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nandre izany Ralehilahy dia nalahelo tokoa; tena nanankarena mantsy izy.
malagasy
Ary rehefa nandre izany ralehilahy, dia nalahelo loatra; fa nanan-karena dia nanan-karena izy.