Luke 18:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nahita azy nalahelo fatratra Jesosy dia niteny hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hoy i Jesoa nony nahita azy nalahelo; «Akory ity hasarotry ny hidiran’ny mpanan-karena amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nahita azy nalahelo toy izany i Jesoa ka nanao hoe: –Sarotra mihitsy amin’ny mpanankarena ny miditra ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy, raha nijery azy, dia nanao hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nahita azy nalahelo fatratra Jesosy dia niteny hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
malagasy
Ary Jesosy, raha nijery azy, dia nanao hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra!