Luke 18:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho moramora kokoa ny hidiran’ny rameva amin’ny vodifanjaitra noho ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa moramora kokoa ny hidiran’ny rameva amin’ny vody fanjaitra noho ny hidiran’ny mpanan-karena amin’ny fanjakan’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, moramora kokoa ny idiran’ny rameva amin’ny vodifanjaikely noho ny idiran’ny mpanankarena ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa ho moramora kokoa ny hidiran'ny rameva amin'ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho moramora kokoa ny hidiran’ny rameva amin’ny vodifanjaitra noho ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
malagasy
Fa ho moramora kokoa ny hidiran'ny rameva amin'ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra!