Luke 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nandre dia niteny hoe: Iza indray ary no ho azo vonjena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izay nihaino hoe: «Iza àry no ho voavonjy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny olona nandre izany: –Koa iza àry no mety ho voavonjy?
Malagasy Bible 1865
Ary izay nandre dia nanao hoe: Iza indray moa no azo hovonjena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nandre dia niteny hoe: Iza indray ary no ho azo vonjena?
malagasy
Ary izay nandre dia nanao hoe: Iza indray moa no azo hovonjena?