Luke 18:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Petera: Indro izahay, efa nahafoy ny fanananay ka nanaraka Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Piera: «Indro izahay efa nandao ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Petera: –Jereo ange! Izahay dia efa nahafoy izay mba anay ka niaraka taminao!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Petera: Indro, izahay efa nahafoy izay nety ho anay ka nanaraka Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Petera: Indro izahay, efa nahafoy ny fanananay ka nanaraka Anao.
malagasy
Dia hoy Petera: Indro, izahay efa nahafoy izay nety ho anay ka nanaraka Anao.