Luke 18:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona izay efa nahafoy trano na vady na rahalahy na ray na reny na zanaka, noho ny fanjakan’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Lazaiko marina aminareo fa na iza na iza handao ny tranony, na ny havany, na ny rahalahiny, na ny vadiny, na ny zanany noho ny fanjakan’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Lazaiko marina aminareo fa tsy misy olona nahafoy trano na vady na mpiray tampo na ray aman-dreny na zanaka noho ny Fanjakàn’Andriamanitra
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona izay efa nahafoy trano, na vady, na rahalahy, na ray, na reny, na zanaka, noho ny fanjakan'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona izay efa nahafoy trano na vady na rahalahy na ray na reny na zanaka, noho ny fanjakan’Andriamanitra,
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona izay efa nahafoy trano, na vady, na rahalahy, na ray, na reny, na zanaka, noho ny fanjakan'Andriamanitra,