Luke 18:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy mpitondratena iray tao amin’izany tanàna izany, izay nankao aminy matetika ka niteny hoe: Omeo rariny aho eo anoloan’ilay manana ady amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tao amin’izany tanàna izany koa, dia nisy mpitondratena anankiray nankao aminy matetika nanao hoe: ‹Omeo rariny aho amin’ilay miady amiko›;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa tao amin’io tanàna io vehivavy anankiray mpitondratena, niverimberina tao amin’ilay mpitsara nanao hoe: «Omeo rariny amin’ilay miady amiko aho!»
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mpitondratena tao amin'izany tanàna izany, izay nankao aminy matetika ka nanao hoe: Omeo rariny aho amin'ilay manana ady amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy mpitondratena iray tao amin’izany tanàna izany, izay nankao aminy matetika ka niteny hoe: Omeo rariny aho eo anoloan’ilay manana ady amiko.
malagasy
Ary nisy mpitondratena tao amin'izany tanàna izany, izay nankao aminy matetika ka nanao hoe: Omeo rariny aho amin'ilay manana ady amiko.