Luke 18:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tsy handray be lavitra noho izany amin’izao andro ankehitriny izao, ary amin’ny fotoana ho avy dia fiainana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia sady hahazo bebe kokoa amin’izao fiainana izao, no hanana ny fiainana mandrakizay any aoriana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy hahazo be lavitra amin’izao etỳ izao, ary ny fiaina-maharitra mandrakizay amin’ny andro ho avy.
Malagasy Bible 1865
izay tsy handray be lavitra amin'izao andro ankehitriny izao, ary amin'ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tsy handray be lavitra noho izany amin’izao andro ankehitriny izao, ary amin’ny fotoana ho avy dia fiainana mandrakizay.
malagasy
izay tsy handray be lavitra amin'izao andro ankehitriny izao, ary amin'ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay.