Luke 18:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naka ny roa amby folo lahy Jesosy ka niteny taminy hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika, dia ho tanteraka ny zavatra rehetra izay voasoratry ny mpaminany ny amin’ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony inona dia nalain’i Jesoa manokana ny roa ambin’ny folo lahy ka nilazany hoe: «Indro miakatra ho any Jerosalema isika, ka ho tanteraka izay rehetra nosoratan’ny mpaminany ny amin’ny Zanak’olona:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Jesoa ho eo aminy kosa ny 12 lahy ka nilazany hoe: –Miakatra ho any Jerosalema àry izao isika, ka ho tanteraka avokoa izay voalazan’ny Soratra Masina tamin’ny alalan’ny mpaminany momba ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy naka ny roa ambin'ny folo lahy ka nanao taminy hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika, dia ho tanteraka ny zavatra rehetra izay voasoratry ny mpaminany ny amin'ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naka ny roa amby folo lahy Jesosy ka niteny taminy hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika, dia ho tanteraka ny zavatra rehetra izay voasoratry ny mpaminany ny amin’ny Zanak’Olona*.
malagasy
Ary Jesosy naka ny roa ambin'ny folo lahy ka nanao taminy hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika, dia ho tanteraka ny zavatra rehetra izay voasoratry ny mpaminany ny amin'ny Zanak'olona.