Luke 18:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hokapohiny sy hovonoiny, ary amin’ny andro fahatelo dia hitsangana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa voakapoka dia hovonoina, fa hitsangan-ko velona avy any amin’ny maty amin’ny andro fahatelo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary rehefa nokapohiny, dia hovonoiny ho faty; kanefa hitsangana velona amin’ny andro fahatelo.
Malagasy Bible 1865
ary hokapohiny sy hovonoiny, ary amin'ny andro fahatelo dia hitsangana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hokapohiny sy hovonoiny, ary amin’ny andro fahatelo dia hitsangana Izy.
malagasy
ary hokapohiny sy hovonoiny, ary amin'ny andro fahatelo dia hitsangana Izy.