Luke 18:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany sady tsy fantany izay nolazainy satria nafenina taminy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy azon’izy ireo anefa izany, fa teny miafina ho azy ka tsy fantany akory izay heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy azon’ireto mpianatra anefa izany, fa teny miafina taminy ka tsy fantany izay nolazain’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany, fa nafenina taminy izy ka dia tsy fantany izay nolazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany sady tsy fantany izay nolazainy satria nafenina taminy izany.
malagasy
Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany, fa nafenina taminy izy ka dia tsy fantany izay nolazainy.