Luke 18:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nanakaiky an’i Jeriko Jesosy dia indro jamba iray, nipetraka nangataka teo amoron-dalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mby tao akaikin’i Jerikô Izy, dia nisy kosa jamba anankiray nipetraka nangataka teo amoron-dalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mby teo akaikin’i Jerikao i Jesoa, dia nisy jamba anankiray efa nitalapetraka teo an-tsisin-dalana nangataka.
Malagasy Bible 1865
Ary raha Jesosy nanakaiky an'i Jeriko, dia indro jamba anankiray nipetraka nangataka teo amoron-dalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nanakaiky an’i Jeriko Jesosy dia indro jamba iray, nipetraka nangataka teo amoron-dalana.
malagasy
Ary raha Jesosy nanakaiky an'i Jeriko, dia indro jamba anankiray nipetraka nangataka teo amoron-dalana.