Luke 18:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandre ny vahoaka mandalo izy dia nanontany hoe: Inona izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nandre ny vahoaka nandalo izy dia nanontany hoe «Inona izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henony nihaohao ny vahoaka mitanjozotra ka nanontaniany hoe: «Inona izany?»
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandre ny vahoaka mandalo izy, dia nanontany hoe: Inona izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandre ny vahoaka mandalo izy dia nanontany hoe: Inona izany?
malagasy
Ary raha nandre ny vahoaka mandalo izy, dia nanontany hoe: Inona izany?