Luke 18:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny olona taminy: Jesosy avy any Nazareta no mandalo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nilazana fa i Jesoa avy any Nazareta no nandalo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampahalalain’ny olona izy fa i Jesoa avy any Nazareta no nandalo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny olona taminy: Jesosy avy any Nazareta no mandalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny olona taminy: Jesosy avy any Nazareta no mandalo.
malagasy
Ary hoy ny olona taminy: Jesosy avy any Nazareta no mandalo.