Luke 18:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso mafy Ralehilahy hoe: Ry Jesosy, Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso izy nanao hoe: «Ry Jesoa Zanak’i Davida ô! mamindrà fo amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa velona antso amin’izay izy nanao hoe: –Ry Jesoa, Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko!
Malagasy Bible 1865
Dia niantso mafy ralehilahy ka nanao hoe: Ry Jesosy, Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso mafy Ralehilahy hoe: Ry Jesosy, Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko!
malagasy
Dia niantso mafy ralehilahy ka nanao hoe: Ry Jesosy, Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko.