Luke 18:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo izay nandeha teny aloha dia niteny mafy azy mba hangina, fa vao mainka niantsoantso izy hoe: Ry Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noraran’izay teo aloha izy mba hangina, fa vao mainka niantso mafimafy kokoa nanao hoe: «Ry Zanak’i Davida ô! mamindrà fo amiko e!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norahonan’ireo olona lohalalana ralehilahy hangina, fa vao mainka koa niantsoantso mafy hoe: –Ry Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko!
Malagasy Bible 1865
Ary izay nandeha teny aloha dia niteny mafy azy mba hangina, fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Ry Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo izay nandeha teny aloha dia niteny mafy azy mba hangina, fa vao mainka niantsoantso izy hoe: Ry Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko.
malagasy
Ary izay nandeha teny aloha dia niteny mafy azy mba hangina, fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Ry Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko.