Luke 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanaiky ilay mpitsara aloha; fa taorianan’izany dia niteny anakampo izy hoe: Na dia tsy matahotra an’Andriamanitra aza aho sady tsy miraharaha olona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy nanaiky na oviana na oviana izy. Kanjo tamin’ny farany dia hoy izy anakam-po: ‹Na dia tsy matahotra an’Andriamanitra aza aho sy tsy menamaso olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Elabe ilay mpitsara tsy niraika; nefa nony farany, dia nanao anakampo hoe: «Marina tokoa fa raha izaho dia tsy manan-tahotra an’Andriamanitra na hena-maso olona.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nanaiky izy aloha; fa rehefa afaka izany, dia nanao anakampo hoe izy: Na dia tsy matahotra an'Andriamanitra aza aho sady tsy mena-maso olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanaiky ilay mpitsara aloha; fa taorianan’izany dia niteny anakampo izy hoe: Na dia tsy matahotra an’Andriamanitra aza aho sady tsy miraharaha olona
malagasy
Ary tsy nanaiky izy aloha; fa rehefa afaka izany, dia nanao anakampo hoe izy: Na dia tsy matahotra an'Andriamanitra aza aho sady tsy mena-maso olona,