Luke 18:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijanona Jesosy ka nasainy noentina teo aminy Ralehilahy; ary rehefa nanatona Azy izy dia nanontany azy Jesosy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijanona i Jesoa, ka nasainy nentina mankeo aminy izy. Ary nony tonga teo akaikiny dia nanontaniany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niato i Jesoa ary nasainy hoentina eo aminy izy, ka nony tonga teo akaikiny dia nanontaniany hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nijanona, dia nasainy ho entina eo aminy ralehilahy; ary rehefa mby akaiky izy, dia nanontany azy Jesosy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijanona Jesosy ka nasainy noentina teo aminy Ralehilahy; ary rehefa nanatona Azy izy dia nanontany azy Jesosy hoe:
malagasy
Ary Jesosy nijanona, dia nasainy ho entina eo aminy ralehilahy; ary rehefa mby akaiky izy, dia nanontany azy Jesosy