Luke 18:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona moa no tianao hataoko aminao? Ary hoy izy: Tompoko, ny mba hahitako indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Inona no tianao hataoko aminao?» Ary hoy izy: «Mba hahiratra aho, Tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Inona no tianao hataoko aminao? Ka novalian’ilay jamba hoe: –Tompo ô, ny hampahiratra ahy!
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Inona moa no tianao hataoko aminao? Ary hoy izy: Tompoko, ny mba hampahiratina ny masoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona moa no tianao hataoko aminao? Ary hoy izy: Tompoko, ny mba hahitako indray.
malagasy
ka nanao hoe: Inona moa no tianao hataoko aminao? Ary hoy izy: Tompoko, ny mba hampahiratina ny masoko.