Luke 18:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Aoka ianao hahita indray! Ny finoanao no efa nahavonjy anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Mahirata, ny finoanao no nahavonjy anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Mahirata, ny finoanao no nahasitrana anao!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Mahirata ny masonao; ny finoanao no efa nahavonjy anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Aoka ianao hahita indray! Ny finoanao no efa nahavonjy anao.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Mahirata ny masonao; ny finoanao no efa nahavonjy anao.Ary niaraka tamin'izay dia nahiratra ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy izy sady nankalaza an'Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita, dia nidera an'Andriamanitra.