Luke 18:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia nahita izy ka nanaraka an’i Jesosy sady nankalaza an’Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita izany, dia nidera an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay, dia nahiratra izy ka nanaraka azy sy nankalaza an’Andriamanitra. Ary ny vahoaka rehetra nahita izany koa nidera an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahiratra teo no ho eo ihany izy, ary lasa nanaraka an’i Jesoa sady nanome voninahitra an’Andriamanitra. Ny vahoaka rehetra koa, raha nahita, dia nidera an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia nahiratra ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy izy sady nankalaza an'Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita, dia nidera an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia nahita izy ka nanaraka an’i Jesosy sady nankalaza an’Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita izany, dia nidera an’Andriamanitra.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia nahiratra ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy izy sady nankalaza an'Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita, dia nidera an'Andriamanitra.