Luke 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba homeko rariny ihany io mpitondratena io fa manahirana ahy, mba tsy ho avy hanorisory ahy tsy misy farany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia manahirana ahy ity mpitondratena ity, ka homeko rariny izy mba tsy hiverimberina mandrakariva hanorisory ahy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mandreraka ahy ny ataon-dravehivavy ity, ka homeko rariny izy mba tsy hiverimberina foana hanorisory ahy!»
Malagasy Bible 1865
mba homeko rariny ihany io mpitondratena io, fa manahirana ahy izy, fandrao ho avy mandrakariva izy ka hampahasosotra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba homeko rariny ihany io mpitondratena io fa manahirana ahy, mba tsy ho avy hanorisory ahy tsy misy farany izy.
malagasy
mba homeko rariny ihany io mpitondratena io, fa manahirana ahy izy, fandrao ho avy mandrakariva izy ka hampahasosotra ahy.