Luke 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny Tompo: Henoy izay lazain’ilay mpitsara tsy marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary henoy, hoy ny Tompo, izay lazain’ilay mpitsara tsy marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny Tompo: –Henoy kely ny ambaran’ilay mpitsara ratsy fanahy!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Tompo: Henoy izay lazain'ilay mpitsara tsy marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny Tompo: Henoy izay lazain’ilay mpitsara tsy marina.
malagasy
Ary hoy ny Tompo: Henoy izay lazain'ilay mpitsara tsy marina.