Luke 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra va tsy hanome rariny ireo olom-boafidiny izay mitaraina Aminy andro aman’alina, ary moa hampiandry azy ireo ela va Izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka Andriamanitra indray va no tsy hanome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, ary tsy halaky hamonjy azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia Andriamanitra indray ve no tsy hanome rariny ny olom-boafidiny mitaraina andro aman’alina aminy? Ary hampiandry lava azy ireo ve Izy?
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman'alina, ary moa hitaredretra va Izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra va tsy hanome rariny ireo olom-boafidiny izay mitaraina Aminy andro aman’alina, ary moa hampiandry azy ireo ela va Izy?
malagasy
Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman'alina, ary moa hitaredretra va Izy?