Luke 18:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo fa homeny rariny haingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak’Olona, moa hahita finoana etỳ ambonin’ny tany va Izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko aminareo fa homeny rariny haingana izy ireo. Kanefa rehefa tonga ny Zanak’olona, moa mba hahita finoana etỳ ambonin’ny tany Izy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko aminareo fa hanome rariny azy faingana Andriamanitra. Kanefa rahatrizay tonga ny Zanak’olona, moa hahita finoana eto an-tany ve Izy?
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo fa homeny rariny faingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak'olona, moa hahita finoana etỳ ambonin'ny tany va Izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo fa homeny rariny haingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak’Olona*, moa hahita finoana etỳ ambonin’ny tany va Izy?
malagasy
Lazaiko aminareo fa homeny rariny faingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak'olona, moa hahita finoana etỳ ambonin'ny tany va Izy?