Luke 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nilaza ity fanoharana ity tamin’ny sasany izay natoky tena ho marina ka namingavinga ny hafa Jesosy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao ity fanoharana ity koa Izy, mankamin’ny sasany natoky tena ho marina sy nanebaka ny namany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izao fanoharana izao kosa i Jesoa ho an’ireo olona natoky tena ho marina ka nanaratsy ny sasany:
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanao ity fanoharana ity tamin'ny sasany izay natoky tena ho marina ka namingavinga ny hafa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nilaza ity fanoharana ity tamin’ny sasany izay natoky tena ho marina ka namingavinga ny hafa Jesosy:
malagasy
Ary Jesosy nanao ity fanoharana ity tamin'ny sasany izay natoky tena ho marina ka namingavinga ny hafa;