Luke 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tafiditra tao Jeriko Jesosy dia nandeha namakivaky ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niditra tao Jerikô i Jesoa, dia namaky ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafiditra tao Jerikao i Jesoa ary namakivaky ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niditra ka nandeha namaky an'i Jeriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tafiditra tao Jeriko Jesosy dia nandeha namakivaky ny tanàna.
malagasy
Ary Jesosy niditra ka nandeha namaky an'i Jeriko.