Luke 19:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa tonga ny Zanak’Olona hitady sy hamonjy ny very.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny hitady sy hamonjy ny very no nahatongavan’ny Zanak’olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny hitady sy hamonjy izay very no nahatongavan’ny Zanak’olona!
Malagasy Bible 1865
Fa efa tonga ny Zanak'olona hitady sy hamonjy ny very.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa tonga ny Zanak’Olona* hitady sy hamonjy ny very.
malagasy
Fa efa tonga ny Zanak'olona hitady sy hamonjy ny very.