Luke 19:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nihaino izany ny olona dia nandroso niteny ihany Jesosy ka nilaza fanoharana, satria efa akaiky an’i Jerosalema Izy ka noheverin’ny olona fa hiseho haingana ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola nihaino izany ny olona dia nanao ity fanoharana ity koa i Jesoa, fa efa akaikin’i Jerosalema Izy, ary nataon’ny olona fa ny fanjakan’Andriamanitra hiseho miaraka amin’izay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nihaino izany teo ny olona, dia nanaovan’i Jesoa fanoharana indray. Akaiky an’i Jerosalema manko Izy tamin’izay ka noheverin’ny olona fa efa nadiva hiseho ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nihaino izany ny olona, dia nandroso niteny ihany Jesosy ka nanao fanoharana, satria efa akaiky an'i Jerosalema Izy, ka nataon'ny olona fa hiseho faingana ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nihaino izany ny olona dia nandroso niteny ihany Jesosy ka nilaza fanoharana, satria efa akaiky an’i Jerosalema Izy ka noheverin’ny olona fa hiseho haingana ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ary raha mbola nihaino izany ny olona, dia nandroso niteny ihany Jesosy ka nanao fanoharana, satria efa akaiky an'i Jerosalema Izy, ka nataon'ny olona fa hiseho faingana ny fanjakan'Andriamanitra.