Luke 19:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy: Nisy olona ambony iray nandeha nankany an-tany lavitra mba handray fahefana hanjaka, dia mbola hiverina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy Izy: Nisy andriandahy anankiray nankany an-tany lavitra mba handray fanjakana, dia mbola hiverina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao àry ny tenin’i Jesoa: –Lasa tany an-tany lavitra ity andriandahy anankiray handray ny fahefana hanjaka, dia hiverina.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy: Nisy andriandahy anankiray nandeha nankany an-tany lavitra mba handray fahefana hanjaka, dia hiverina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy: Nisy olona ambony iray nandeha nankany an-tany lavitra mba handray fahefana hanjaka, dia mbola hiverina.
malagasy
Dia hoy Izy: Nisy andriandahy anankiray nandeha nankany an-tany lavitra mba handray fahefana hanjaka, dia hiverina.