Luke 19:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso folo lahy tamin’ny mpanompony izy ary nanome azy mina folo ka niteny taminy hoe: Manaova varotra mandra-piaviko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso folo lahy tamin’ny mpanompony izy ka nanome azy mina folo ary nanao taminy hoe: Ampitomboy ireny mandra-piveriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantsoany folo lahy ny mpanompony talohan’ny hiaingany, ka samy nomeny denàry zato avy sady nataony hoe: «Ampiasao ireny mandra-piveriko.»
Malagasy Bible 1865
Dia niantso folo lahy tamin'ny mpanompony izy ary nanome azy farantsa folo ka nanao taminy hoe: Mandrantoa mandra-pihaviko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso folo lahy tamin’ny mpanompony izy ary nanome azy mina folo ka niteny taminy hoe: Manaova varotra mandra-piaviko.
malagasy
Dia niantso folo lahy tamin'ny mpanompony izy ary nanome azy farantsa folo ka nanao taminy hoe: Mandrantoa mandra-pihaviko.