Luke 19:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nankahala azy ny vahoakany, dia nampitondra teny nanaraka azy nilaza hoe: Tsy manaiky hanjakan’iny lehilahy iny izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nankahala azy kosa ny vahoaka iray tanindrazana aminy ka nampitondra teny nanaraka azy nanao hoe: Tsy tianay hanjaka aminay iny lehilahy iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hàlan’ny mpiray tanindrazana aminy kosa ilay andriandahy ka nandefasany iraka nanaraka azy hilaza hoe: «Tsy mila iny lehilahy iny ho mpanjaka izahay.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny vahoakany nankahala azy, dia nampitondra reny nanaraka azy nanao hoe: Tsy manaiky hanjakan'iny lehilahy iny izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nankahala azy ny vahoakany, dia nampitondra teny nanaraka azy nilaza hoe: Tsy manaiky hanjakan’iny lehilahy iny izahay.
malagasy
Fa ny vahoakany nankahala azy, dia nampitondra reny nanaraka azy nanao hoe: Tsy manaiky hanjakan'iny lehilahy iny izahay.[Na: vahoaka namany]