Luke 19:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tafaverina avy nandray fahefana hanjaka izy dia nasainy nantsoina hankeo aminy ireo mpanompo izay nomeny izany vola izany mba hahafantarany izay tombony azony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahazo fanjakana izy ka tafaverina, dia nampaka ny mpanompo nomeny vola mba hahitany izay tombony azony avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahazo ny fahefana hanjaka izy, dia nody an-tanindrazana ary nampiantso an’ireo nomeny vola mba hahalalany izay tombony azony avy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tafaverina izy, rehefa nandray fahefana hanjaka, dia nasainy nantsoina hankeo aminy izany mpanompo nomeny ny vola izany mba hahitany izay azony tamin'ny fandrantoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tafaverina avy nandray fahefana hanjaka izy dia nasainy nantsoina hankeo aminy ireo mpanompo izay nomeny izany vola izany mba hahafantarany izay tombony azony.
malagasy
Ary nony tafaverina izy, rehefa nandray fahefana hanjaka, dia nasainy nantsoina hankeo aminy izany mpanompo nomeny ny vola izany mba hahitany izay azony tamin'ny fandrantoana.